| Saisie |
fampidirana an-tsolosaina, fandraketa an-tsolosaina |
| Santé |
fahasalamana |
| Savoir-faire |
Fahaiza-manao |
| Savoir |
Fahaizana |
| Sciences de la Vie et de la Santé |
Siansa momba ny fiainana sy fahasalamana |
| Sciences de l’Ingenierie |
Siansa momba ny injeniera |
| Science |
Siansa |
| Scientifique |
Ara-tsiansa |
| Sédimentologie |
hay dilatra |
| Sédiments |
dilatra |
| Séminaire |
fikahonan-doha |
| Site pilote |
toeram-panandramana tahafina |
| Site-web |
tranokalam-pifandraisana |
| Site |
toerana |
| SMS (Short Message Service) |
hafa-pohy, someso |
| Software |
Rindrankajy |
| Souveraineté nationale |
Fiandrianam-pirenena |
| Spatialisation |
Famaritana |
| Spécimens |
Tahaka, santionany |
| Statistique |
antontan’isa |
| Stratégie |
Paikady, paika, tetika |
| Stratégie d’innovation |
tetika haivao |
| Stratégie nationale de la Recherche |
Teti-pikaroham-pirenena |
| Symposium |
fikahonan-doha |