| Cadre conceptuel |
lasitra famolavolana , lasi-boankevitra |
| Cadre de référence |
sehatra anovozan-kevitra, lasitra azo iaingana ifotorana |
| Cadre |
fefy, lasitra |
| Centre |
Foibe |
| Centre de recherche |
Foibem-pikarohana |
| Centre national |
Foibem-pirenena |
| Chaîne |
Rohy, vondrona |
| Challenge |
Fanamby |
| Champ |
Saha |
| Changement |
Fiovana |
| Charte |
Dina |
| Chercheur indépendant |
mpikaroka mahaleotena |
| Chercheur scientifique |
mpikaroka ara-tsiansa |
| Chronogramme |
Tetiandro fandaharana |
| Cible |
Kendrena, tilina, tinendry |
| Circonstance |
Toe-javatra/fifandrifian-javatra |
| Circuit |
Zotra |
| Client |
Mpanjifa |
| Code |
Faneho, fehezan-dalàna |
| Code zone |
Famantaram-paritra |
| Cohésion |
Fifandrohizana |
| Collaborateur |
Mpiara-miasa |
| Collecte |
Fanangonana |
| Collecte d’information |
fanangonana vaovao |
| Colloque |
Fihaonambe / Fikaonan-doha |
| Communication |
Vela-kevitra |
| Compétence |
fahaizana |
| Compétition |
Fifaninanana |
| Compétitivité |
fahafahana mifaninana |
| Concept |
Voankevitra |
| Concertation |
Fifampidinihana |
| Conclusion |
fehin-kevitra |
| Concret |
Azo tsapain-tanana |
| Conférence |
Famelabelarana |
| Confidentiel |
Tsiambaratelo |
| Congrès |
Kongresy |
| Connecté |
Mifandray an-drohy |
| Connexion |
Fifandrohizana |
| Contexte |
Hodidina, tontolo manodidina |
| Contrat de recherche |
Fifanarahana ara-pikarohana |
| Convenance |
fisahaza |
| Convention de partenariat |
Fifanaraham-piaraha-miasa |
| Coopération |
Fiaraha- miasa |
| Coordination |
Fandrindrana |
| Copier-coller |
dika petaka, dika tsetaka |
| Copieur- colleur |
mpandika petaka, mpandika tsetaka |
| Correspondance écrite |
fifandraisana an-tsoratra |
| Corruption |
Kolikoly |
| Crabe |
Foza |
| Créativité |
Famoronana |
| Crustacées |
karazam-poza |
| Culture |
Kolontsaina |
| Curseur |
korisa |
| Cyber-café |
toerana fanovozam-baovao amin’ny anterineto |
| Cybersécurité |
fiarovana nomerika |
| Cyber |
trano fikirakirana anterineto |