Chargement...
Accueil

Lexique franco-malagasy de la Recherche Scientifique

A B C D E F G H I J K L M N O P R S T U V Z
B [35]
Mot Traduction en malagasy
Badge Kara-pamantarana
Bailleur de fonds Mpamatsy vola
Banque de données  tahirin-toro
Base de données  tahirin-toro
Basique  fototra
Bathymétrique  Momba ny halalin-dranomasina
Bénéfice Tombony
Bénéficiaire Mpisitraka
Benthos toxiques  Zava-maniry na biby manimba ny fanambanin’ny ranomasina
Besoin Filàna
Bibliothèque numérique  tranomboky miafina an’isa
Bibliothèque virtuelle  tranomboky an-tsolosaina
Bio-prospection marine  Fitadiavana zava-mananaina an-dranomasina
Biocénose zava-manana aina miara miaina (biby, zavamaniry)
Biodiversité tontolo miaina , karazan-java-mananaina
Biodiversité marine  karazan-java-manan’aina an-dranomasina
Biologie  Haiaina
Bio  vitananahary , tsy misy akora simika
Blanchissement des coraux  fahafotsian’ny akorandriaka
Bloc Vondrona
Blog Takila fanehoan-kevitra
Bluetooth faneho takalo an’ita , biliotofy
Boîte à doléance  Vatam-pitarainana
Boîte à idées  vatan-tsosokevitra
Bonne gouvernance fitondrana tsara tantana
Boursier  Tsenam-bola
Brainstorming  angon-kevitra , fantsakan-kevitra
Branché maharaka, mampifandray
Briefing tapatapak’ahitra, fivoriana fohy sy fifanakalozana
Brochure Boky kely
Brouillon Vakiraoka
Budget Tetibola
Bureau de liaison birao ifandraisana
Bureau d’études Orinasa mpanadihady
But Zava-kendrena/tanjona