| Mot | Traduction en malagasy |
|---|---|
| Objectif | Tanjona |
| Objectif global | Tanjona faobe/ tanjona ankapobeny |
| Objectif spécifique | Tanjona manokana |
| Objectivité | Tsy fiandaniana |
| Objet | Antony |
| Observation | Fanamarihana |
| Ordinateur | Solosaina |
| Ordre | Firafitra/baiko |
| Orientation | Tari-dalana |
| Outil | Fitaovana |