| Mot | Traduction en malagasy |
|---|---|
| Laboratoire | Trano fikarohana, laboratoara |
| Leader | Mpitarika |
| Leadership | Haitarika |
| Levier | Fanoitra |
| Lexique | Voambolana |
| Liaison | Fampifandraisana |
| Libellé | Fanoratra/fitanisana |
| Logiciel | Rafi-baiko, rindram-baiko/ rindran-tsolosaina |
| Logique d’intervention | Fanjohian-kevitra an-dahasa |
| Logique | ara pisainana |
| Logo | Sary famantarana |
| Loi constitutionnelle | Lalàm-panorenana |
| Loi sur la recherché et l’innovation | Lalàna momban' ny fikarohana sy haivao |