Chargement...
Accueil

Lexique franco-malagasy de la Recherche Scientifique

A B C D E F G H I J K L M N O P R S T U V Z
E [33]
Mot Traduction en malagasy
Echange de données  fifanakalozan-toro
Échantillon  santionany
Echéance  fe-potoana, fetr’andro
Echéc Tsy fambohiazana
Ecocitoyen  olom-pirenana mandala ny zava-boahary
Ecologie  haintontoloiainana
Ecosystème  rindran-drafi-boahary
Ecotourisme  fizahan-tany andalàna ny tontolo iainana
Ecotoxicologie  fahalalalana mikasika ny fanapoizinana ny tontolo iainana
Ecran efijery, fafan-tsary, fikopa
Ecran d’ordinateur  efijerin-tsolosaina, fafan-tsarin-tsolosaina
Ecrit scientifique Asa soratra siantifika
Education Environnementale  Fanabeazana ara-tontolo iainana
Emérgence fipoirana
Emetteur Fampielezana / fampitàna
Endémique (Endemicité, Endémisme) tokana aman-tany
Energies Renouvelables  Angovo azo avaozina
Entrepreneuriat scientifique Fandraharahana siantifika
Environnement  Tontolo iainana
Epidémie areti-mifindra sy mandripaka
Espèces invasives  karazam-biby na zava-maniry mirongatra be
Espèces marines envahissantes  an-dranomasina mirongatra be
Espèces menacées  karazam-biby na zava-maniry atahorana ho ringana
Etat endrika, toetra
Etat d’âme toe-panahy
Etats généraux  fikahonan-doha be, faobe, (endrika, toetra)
Ethique  Fitsipi-pitondran-tena
Etude d’impact  Fandalinana ny fiantraikany
Exonération fiscale Fanafahana (famotsorana) hetra
Expérience  traikefa
Expertise Fahaiza -manadihady, fahaizana manokana
Exposé des motifs  famelabelarana ny antonantony
Extrapolation tsoa-kevitra tsy misy porofo